-
2 Tantara 24:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia nasain’ireo mpanara-maso natomboka ilay asa. Nanara-maso an’ilay asa koa izy ireo ka nandroso tsara ilay izy. Dia nohavaozin’izy ireo ho lasa hoatran’ny taloha indray ilay tranon’ilay tena Andriamanitra, sady nataony mafy tsara.
-