Matio 27:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Dia triatra nizara roa+ hatrany ambony ka hatrany ambany+ ilay ridao tao amin’ny toerana masina.+ Nisy horohoron-tany koa tamin’izay, ka nitresaka ny vatolampy. Hebreo 10:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy. 20 Nosokafany* ho antsika izany lalana izany, tamin’izy nandalo teo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.
51 Dia triatra nizara roa+ hatrany ambony ka hatrany ambany+ ilay ridao tao amin’ny toerana masina.+ Nisy horohoron-tany koa tamin’izay, ka nitresaka ny vatolampy.
19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy. 20 Nosokafany* ho antsika izany lalana izany, tamin’izy nandalo teo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.