FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 24:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary niasa tamin’i Zakaria zanak’i Joiada+ mpisorona ny fanahin’Andriamanitra. Dia nitsangana teo amin’ny toerana avo kokoa noho izay nisy ny vahoaka izy, ka niteny hoe: “Izao ny tenin’ilay tena Andriamanitra: ‘Nahoana ianareo no mandika ny didin’i Jehovah? Tsy hahomby ianareo amin’izany. Nahafoy an’i Jehovah ianareo, ka mba hafoiny koa.’”+

  • Salamo 115:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ho lasa hoatr’ireny ny olona manao azy,+

      Sy izay rehetra matoky azy.+

  • Jeremia 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Izao no lazain’i Jehovah:

      “Fa dia inona loatra no tsy nety nataoko hitan’ny razambenareo+

      No dia nanalavitra be ahy hoatr’izao izy ireo,

      Ary nanaraka sampy tsy misy dikany,+ ka lasa tsy misy dikany+ koa?

  • Jeremia 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Hoatran’ny sariolona fampitahoram-borona eny amin’ny sahan-kôkômbra ireny, ka tsy afa-miteny.+

      Tsy maintsy bataina ireny satria tsy afa-mamindra.+

      Aza matahotra azy, fa sady tsy afaka manisy ratsy ireny

      No tsy afaka manisy soa.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara