-
2 Tantara 16:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tezitra tamin’ilay mpahita anefa i Asa dia nampiditra azy tao am-ponja,* satria romotra be taminy noho ilay zavatra noteneniny. Nanomboka nampijaly olona sasany teo amin’ny vahoaka koa i Asa tamin’izay.
-
-
2 Tantara 18:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ary hoy ny mpanjakan’ny Israely: “Ento i Mikaia, dia atero any amin’i Amona lehiben’ny tanàna sy Joasy zanaky ny mpanjaka. 26 Teneno ry zareo hoe: ‘Izao no nolazain’ny mpanjaka: “Ampidiro am-ponja+ ilehity, ka ahenao ny anjara mofo sy rano omena azy mandra-piveriko soa aman-tsara.”’”
-