FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 14:8-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nisy olona nirahin’i Amazia ho any amin’i Joasy zanak’i Joahaza, zanak’i Jeho mpanjakan’ny Israely, mba hilaza hoe: “Tongava, andao isika hiady!”*+ 9 Dia nampitondra an’izao hafatra izao ho an’i Amazia mpanjakan’ny Joda i Joasy mpanjakan’ny Israely: “Nampita hafatra ho an’ny hazo sedera tany Libàna ny tsilo tany Libàna hoe: ‘Omeo ho vadin’ny zanako lahy ny zanakao vavy.’ Nandalo anefa ny bibidia iray tany Libàna, ka nanitsakitsaka an’ilay tsilo. 10 Nandresy an’i Edoma ianao,+ ka lasa nirehareha ny fonao. Mifalia amin’ny voninahitrao, saingy mijanòna ihany ao an-tranonao.* Maninona ianao no mitady loza ka tianao ho resy miaraka aminao ny Joda?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara