-
Josoa 15:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Izany no lova nozaraina tamin’ny fokon’i Joda, araka ny fianakaviany avy.
-
-
Josoa 15:46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
46 ary ireo tanàna manomboka eo Ekrona no ho miankandrefana, dia izay rehetra akaikin’i Asdoda sy ny tanàna keliny.
-
-
1 Samoela 5:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Rehefa azon’ny Filistinina ny Vata+ masin’ilay tena Andriamanitra, dia nentin’izy ireo avy tao Ebenezera nankany Asdoda.
-