-
2 Tantara 24:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Isaky ny hitan’ny Levita fa be dia be ny vola tao amin’ilay vata, dia nateriny tany amin’ny mpanjaka ilay izy. Ary tonga ny mpitan-tsoratry ny mpanjaka sy ny solontenan’ny lehiben’ny mpisorona, ka navoakany daholo ny vola rehetra tao.+ Dia naveriny teny amin’ny toerany indray ilay vata avy eo. Hoatr’izany foana no nataon’izy ireo isan’andro, ka nahangona vola be izy ireo.
-