-
1 Mpanjaka 7:38, 39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Nanao kovetabe varahina+ folo izy. Antonona rano 40 bata ny kovetabe tsirairay, ary samy nirefy efatra hakiho.* Samy nisy kovetabe iray avy teo amin’ireo kalesy folo. 39 Napetrany teo ankavanan’ny trano ny kalesy dimy ary teo ankavia ny dimy. Ary nataony teo ankavanan’ny trano, teo atsimoatsinanana, ilay Ranomasina.+
-