-
2 Tantara 25:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Rehefa avy namely ny Edomita anefa i Amazia ka niverina nody, dia nentiny ny andriamanitry ny miaramila avy any Seira ka nataony andriamaniny.+ Dia niankohoka teo anatrehan’ireny izy, ka nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka ho an’ireny.
-