17 Ary notapatapahin’i Ahaza Mpanjaka ireo takelaka tamin’ireo kalesin’ny tempoly,+ ary nesoriny teo ambonin’ireo kalesy ny kovetabe.+ Nampidininy avy teo ambonin’ireo omby varahina koa ilay fitoeran-drano lehibe nantsoina hoe Ranomasina,+ ka napetrany teo amin’ny tokotany vato.+