FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 6:33, 34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Toy izany koa no nanaovany ny fidirana mankao amin’ny tempoly.* Nasiany tolàna vita tamin’ny hazo kesika ilay izy, ka ireo ny ampahefany.* 34 Ary nanamboatra varavarana roa vita tamin’ny hazo zenevrie izy. Misy lelavaravarana roa ny varavarana tsirairay, ary samy mihodina amin’ny savily ireo lelavaravarana ireo.+

  • 2 Tantara 29:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nohidiany koa ny varavaran’ny tilikambo fidirana,+ ary novonoiny ny jiro.+ Tsy nandoro emboka manitra+ intsony izy ireo, sady tsy nanolotra sorona dorana+ ho an’ilay Andriamanitry ny Israely tao amin’ny toerana masina intsony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara