Nomery 4:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tokony hisaina isam-pianakaviana sy isaky ny fianakaviambe ny taranak’i Kehata+ anisan’ny taranak’i Levy, 3 dia izay rehetra 30+ ka hatramin’ny 50 taona,+ anisan’ny antoko voatendry hiasa ao amin’ny tranolay fihaonana.+ 1 Tantara 23:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny zanak’i Kehata dia i Amrama, Jizara,+ Hebrona, ary Oziela.+ Efatra izy ireo.
2 “Tokony hisaina isam-pianakaviana sy isaky ny fianakaviambe ny taranak’i Kehata+ anisan’ny taranak’i Levy, 3 dia izay rehetra 30+ ka hatramin’ny 50 taona,+ anisan’ny antoko voatendry hiasa ao amin’ny tranolay fihaonana.+