1 Mpanjaka 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nisy tilikambo fidirana+ teo anoloan’ny tempoly.* Nirefy 20 hakiho mitovy amin’ny sakan’ilay trano ny lavany.* Folo hakiho ny sakany avy eo anoloan’ilay trano. 1 Tantara 28:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nomen’i Davida an’i Solomona zanany ny planin’ny+ tilikambo fidirana+ sy ny efitra isan-karazany, ny efitra fitehirizana entana, ny efitra any an-tampon-trano, ny efitra anatiny, ary ny trano misy ny sarony fampihavanana.*+
3 Nisy tilikambo fidirana+ teo anoloan’ny tempoly.* Nirefy 20 hakiho mitovy amin’ny sakan’ilay trano ny lavany.* Folo hakiho ny sakany avy eo anoloan’ilay trano.
11 Dia nomen’i Davida an’i Solomona zanany ny planin’ny+ tilikambo fidirana+ sy ny efitra isan-karazany, ny efitra fitehirizana entana, ny efitra any an-tampon-trano, ny efitra anatiny, ary ny trano misy ny sarony fampihavanana.*+