1 Mpanjaka 7:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nanamboatra kovetabe sy lapelina+ ary vilia baolina+ koa i Hirama.+ Vitan’i Hirama àry ny asa rehetra nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, momba ny tranon’i Jehovah:+
40 Nanamboatra kovetabe sy lapelina+ ary vilia baolina+ koa i Hirama.+ Vitan’i Hirama àry ny asa rehetra nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, momba ny tranon’i Jehovah:+