2 Tantara 29:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy izy: “Henoy aho, ry Levita! Hamasino ny tenanareo+ ary hamasino koa ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo. Dia esory ao amin’ny toerana masina ny zavatra tsy madio.+
5 Ary hoy izy: “Henoy aho, ry Levita! Hamasino ny tenanareo+ ary hamasino koa ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo. Dia esory ao amin’ny toerana masina ny zavatra tsy madio.+