-
Levitikosy 4:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ny ra sasany dia hahosotr’ilay mpisorona eo amin’ireo tandroky ny alitara fandoroana emboka manitra,+ izay eo anatrehan’i Jehovah ao amin’ny tranolay fihaonana. Ary ny ambin’ny ran’ilay omby dia hararany eo am-pototry ny alitara fanaovana fanatitra dorana,+ eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.
-
-
Levitikosy 4:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ny ra sasany dia hahosotr’ilay mpisorona eo amin’ireo tandrok’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah, izany hoe ilay alitara ao amin’ny tranolay fihaonana. Ary ny ra ambiny rehetra dia hararany eo am-pototry ny alitara fanaovana fanatitra dorana, izay eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+
-