-
2 Tantara 30:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Be dia be mantsy ny olona tsy nanadio ny tenany, indrindra ny avy tamin’ny fokon’i Efraima sy Manase+ sy Isakara ary Zebolona. Mbola nihinana ny Paska ihany izy ireo, na dia nifanohitra tamin’izay voasoratra aza izany. Nivavaka ho azy ireo anefa i Hezekia hoe: “Ry Jehovah tsara toetra ô!+ Enga anie ianao hamindra fo
-