-
1 Tantara 24:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Maro kokoa noho ny an’ny taranak’i Itamara anefa ny lohan’ireo fianakaviambe teo amin’ny taranak’i Eleazara. Nozaraina hoatr’izao àry izy ireo: Nisy 16 ny lohan’ny fianakaviamben’ny taranak’i Eleazara, ary 8 kosa ny an’ireo fianakaviamben’ny taranak’i Itamara.
-