FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 4:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Tokony hisaina isam-pianakaviana sy isaky ny fianakaviambe ny taranak’i Kehata+ anisan’ny taranak’i Levy, 3 dia izay rehetra 30+ ka hatramin’ny 50 taona,+ anisan’ny antoko voatendry hiasa ao amin’ny tranolay fihaonana.+

  • Nomery 8:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Izao no toromarika ho an’ny Levita: Izay lehilahy 25 taona no ho miakatra no hiditra ho anisan’ireo manao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana.

  • 1 Tantara 23:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ireo no taranak’i Levy araka ny fianakaviambeny, araka ny lohan’ireo fianakaviambe. Voasoratra anarana izy ireo ary nisaina sy nalahatra araka ny anarany. Nanao ny asa fanompoana tao an-tranon’i Jehovah izy ireo, dia izay 20 taona no ho miakatra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara