-
2 Tantara 20:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia nifoha maraina ny olona ny ampitson’iny, ka nankany amin’ny tany efitr’i Tekoa.+ Rehefa handeha izy ireo, dia nitsangana i Josafata ka niteny hoe: “Henoy aho, ry Joda sy ry mponin’i Jerosalema! Minoa an’i Jehovah Andriamanitrareo dia tsy hisy hatahoranareo.* Minoa koa ny mpaminaniny+ dia handeha tsara ny zava-drehetra.”
-