-
Eksodosy 14:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia izao no holazain’i Farao momba ny Israelita: ‘Mirenireny tsy mahita lalana ry zareo, ary voahidy any an-tany efitra.’
-
-
Eksodosy 15:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Nilaza ny fahavalo hoe: ‘Henjehiko ry zareo, dia hotratrariko!
Hizara an’izay azo babo aho ka tsy hijanona raha tsy afa-po!
Hanatsoaka ny sabatro aho! Handringana azy ireo ny tanako!’+
-