-
Ezra 4:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tokony ho fantatry ny mpanjaka fa raha voaorina indray io tanàna io ary vita ny mandany, dia tsy handoa hetra na haba+ na hetran-dalana izy ireo, ka hiteraka fatiantoka ho an’ny tahirim-bolam-panjakana izany.
-