1 Mpanjaka 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Toy izao ny refin’ilay trano naorin’i Solomona Mpanjaka ho an’i Jehovah: 60 hakiho* ny lavany, 20 hakiho ny sakany, ary 30 hakiho ny haavony.+
2 Toy izao ny refin’ilay trano naorin’i Solomona Mpanjaka ho an’i Jehovah: 60 hakiho* ny lavany, 20 hakiho ny sakany, ary 30 hakiho ny haavony.+