-
Ezra 5:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Intỳ ny dika mitovy amin’ilay taratasy ho an’i Dariosy Mpanjaka, izay nalefan’i Tatenay Governora tatỳ amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano, sy Setara-bozenay, ary ny mpiara-miasa aminy, izay governora lefitra tatỳ amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano.
-