23 Tanteraho daholo ny baikon’ilay Andriamanitry ny lanitra ho an’ny tranony. Tokony hafana fo ianareo rehefa manao an’izany, amin’izay ilay Andriamanitry ny lanitra+ tsy ho tezitra amin’ny vahoaka ao amin’ny fanjakan’ny mpanjaka sy amin’ny zanaky ny mpanjaka.+