-
Ezra 6:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ary ilay Andriamanitra izay nametraka ny anarany any+ Jerosalema anie, hanongana an’izay mpanjaka na olona mitady handika an’izao didy izao sy mitady handrava an’ilay tranon’Andriamanitra any! Izaho Dariosy no manome baiko, ka ataovy avy hatrany izany.”
-