-
Ezra 7:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 * “Avy amin’i Artaksersesy,+ ilay mpanjakan’ny mpanjaka, ho an’i Ezra mpisorona, mpanao dika soratra* ny Lalàn’ilay Andriamanitry ny lanitra: Fiadanana anie ho anao! 13 Nanome baiko aho hoe na iza na iza amin’ny vahoakan’Israely sy ny mpisorony ary ny Levita eto amin’ny fanjakako, ka te hiaraka aminao ho any Jerosalema, dia mahazo mandeha.+
-