FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Levitikosy 21:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hamasino izy,+ satria izy no manolotra ny sakafo ho an’ny Andriamanitrao. Ary tokony ho masina aminao izy, satria masina izaho Jehovah izay manamasina anareo.+

  • Levitikosy 22:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Teneno i Arona sy ny zanany lahy mba hitandrina tsara rehefa mikarakara ny* zava-masina hamasinin’ny Israelita ho ahy,+ ka tsy hanazimbazimba ny anarako masina.+ Izaho no Jehovah. 3 Izao lazaina aminy: ‘Izay taranakareo fara aman-dimby ka mbola maloto, nefa manakaiky ny zava-masina hamasinin’ny Israelita ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho eo anatrehako.+ Izaho no Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara