FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “‘Tsy maintsy mankalaza ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay ianareo,+ satria amin’io andro io no hitondrako ny vahoakanareo rehetra* hivoaka avy eto Ejipta. Ary tsy maintsy mankalaza an’io andro io ianareo, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby. Fitsipika tokony harahinareo foana izany.

  • Levitikosy 23:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “‘Ny andro faha-15 amin’io volana io dia Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Fety ho an’i Jehovah izany, ary mandritra ny fito andro ianareo no hihinana mofo tsy misy lalivay.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara