10 ka hoy i Azaria lehiben’ny mpisorona, taranak’i Zadoka: “Nanomboka tamin’izy ireo nitondra an’ireny fanomezana ireny tao an-tranon’i Jehovah,+ dia nihinana ny olona ka voky, ary mbola misy ambiny be dia be. Notahin’i Jehovah mantsy ny vahoakany, ka ireo be dia be ireo ny ambiny.”+