1 Tantara 6:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny zanak’i* Amrama+ dia i Arona+ sy Mosesy+ ary Miriama.+ Ary ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara,+ ary Itamara.+ 4 I Eleazara niteraka an’i Finehasa,+ ary Finehasa niteraka an’i Abisoa.
3 Ny zanak’i* Amrama+ dia i Arona+ sy Mosesy+ ary Miriama.+ Ary ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara,+ ary Itamara.+ 4 I Eleazara niteraka an’i Finehasa,+ ary Finehasa niteraka an’i Abisoa.