FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 7:14-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa irahin’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy fito ianao mba hanadihady any Joda sy Jerosalema, raha ampiharina tokoa ny Lalàn’ny Andriamanitrao, izay nankinina taminao.* 15 Ento koa ny volafotsy sy ny volamena avy any amin’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy, nomen’izy ireo an-tsitrapo ho an’ilay Andriamanitry ny Israely, izay any Jerosalema. 16 Ento koa ny volafotsy sy ny volamena rehetra azonao* manerana ny faritanin’i Babylona, sy ny fanomezana avy amin’ny olona sy ny mpisorona, omen’izy ireo an-tsitrapo ho an’ny tranon’ny Andriamaniny any Jerosalema.+

  • Ezra 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary atolory eo anatrehan’Andriamanitra any Jerosalema daholo ny fitaovana nomena anao mba hampiasaina amin’ny fanompoana ao an-tranon’ny Andriamanitrao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara