17 Ampiasao avy hatrany izany vola izany mba hividianana ombilahy+ sy ondrilahy+ sy zanak’ondry,+ ary fanatitra varimbazaha+ sy fanatitra zava-pisotro+ ilaina miaraka amin’ireo. Dia atolory eo amin’ny alitaran’ny tranon’ny Andriamanitrareo any Jerosalema izany.