-
Ezra 7:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Fa na iza na iza tsy mety mankatò ny Lalàn’ny Andriamanitrao sy ny lalàn’ny mpanjaka, dia tokony hampiharina aminy avy hatrany ny didim-pitsarana, ka hovonoina ho faty izy na horoahina, na hampandoavina sazy na hogadraina.”
-