-
Ezra 9:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Raha vao vita izany, dia nanatona ahy ireo andriana ka niteny hoe: “Tsy misaraka amin’ny mponina manodidina ange ny vahoakan’Israely sy ny mpisorona ary ny Levita e! Ry zareo koa tsy mety miala amin’ny fanaony maharikoriko,+ dia ny fanaon’ny Kananita, ny Hetita, ny Perizita, ny Jebosita, ny Amonita, ny Moabita, ny Ejipsianina,+ ary ny Amorita.+
-