-
Nehemia 12:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 I Matania+ sy Bakbokia sy Obadia sy Mesolama sy Talmona ary Akoba+ no mpiandry vavahady,+ izay niambina ny trano fitehirizana teo akaikin’ny vavahady. 26 Ireo no nanompo tamin’ny andron’i Joiakima zanak’i Jesoa,+ zanak’i Jozadaka, sy tamin’ny andron’i Nehemia Governora sy Ezra+ mpisorona sady mpanao dika soratra.*
-