-
1 Tantara 24:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nizara azy ireo araka ny fanompoana hiandraiketany avy i Davida, sy Zadoka+ avy amin’ny taranak’i Eleazara, ary Ahimeleka avy amin’ny taranak’i Itamara.
-
-
1 Tantara 24:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hakoza no fahafito, Abia+ no fahavalo,
-
-
Nehemia 3:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nanarakaraka azy i Meremota+ zanak’i Oria, zanak’i Hakoza. Nanamboatra ampahany hafa tamin’ilay manda izy, nanomboka teo amin’ny fidirana amin’ny tranon’i Eliasiba ka hatrany amin’ny faran’io trano io.
-