FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 16:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Misaora an’i Jehovah fa tsara izy.+

      Be fitiavana sady tsy mivadika mandrakizay izy.+

  • 2 Tantara 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nahita an’ilay afo nilatsaka sy ny voninahitr’i Jehovah teo amin’ilay trano ny vahoakan’Israely, ka niondrika tamin’ny tany teo amin’ilay tokotany vato sady niankohoka ary nisaotra an’i Jehovah, “fa tsara izy, ary be fitiavana sady tsy mivadika mandrakizay.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara