FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 4:6-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary nanoratra taratasy hiampangana ny mponin’i Joda sy Jerosalema izy ireny, raha vao nanjaka i Ahasoerosy. 7 Nanoratra ho an’i Artaksersesy mpanjakan’i Persa koa ry Bislama sy Mitredata sy Tabela ary ny mpiara-miasa aminy sasany, tamin’ny andron’i Artaksersesy. Nadikany tamin’ny fiteny aramianina+ ilay taratasy, ka soratra aramianina no nanoratany azy.*

      8 * Nanoratra taratasy hiampangana ny mponin’i Jerosalema tany amin’i Artaksersesy Mpanjaka i Rehoma lehiben’ny tompon’andraiki-panjakana sy Simsay mpanoratra. Izao ilay taratasy:

  • Nehemia 4:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia tezitra be ry Sanbala sy Tobia,+ ny Arabo,+ ny Amonita, ary ny Asdodita,+ raha vao henony fa mandroso ny fanamboarana ny mandan’i Jerosalema, sady efa kely sisa dia ho voatampina ny banga rehetra. 8 Dia niray tetika izy ireo hoe ho avy hiady amin’i Jerosalema sy hanakorontana ny ao an-tanàna.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara