FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda.

  • 2 Mpanjaka 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nanampy azy i Jehovah. Nanao zavatra tamim-pahendrena izy, na taiza na taiza nalehany. Nikomy tamin’ny mpanjakan’i Asyria izy, ka tsy nety nanompo azy.+

  • 2 Mpanjaka 24:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nanjo an’i Jerosalema sy Joda izany, satria tezitra tamin’izy ireo i Jehovah. Nesoriny tsy ho eo imasony+ àry izy ireo tamin’ny farany. Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Babylona i Zedekia.+

  • Ezra 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Amin’izay ianao mba mikaroka ao amin’ny boky mirakitra ny tantaran’ny razambenao.+ Dia ho hitanao ao amin’ilay boky ka ho fantatrao fa tanànan’ny mpikomy izy io, ary mitondra fatiantoka ho an’ny mpanjaka sy ny faritany. Efa hatry ny ela be no nisy mpitarika fikomiana tao. Dia izany no antony nandravana an’io tanàna io.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara