-
Nehemia 4:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hoy anefa ny mponin’i Joda: “Efa kely ny herin’ny mpiasa* nefa mbola be dia be ny potipoti-bato mila esorina. Ary tsy ho vitanay mihitsy ny hanorina ny manda.”
-