-
Salamo 123:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Iantrao izahay, Jehovah ô, iantrao izahay,
Fa tototry ny fanambaniana be loatra.+
-
3 Iantrao izahay, Jehovah ô, iantrao izahay,
Fa tototry ny fanambaniana be loatra.+