-
Nehemia 5:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nandray anjara tamin’ny fanamboarana an’ilay manda koa aho. Niaraka nanao an’ilay asa daholo ny mpanompoko rehetra, nefa na tanimboly iray aza tsy nalainay.+
-