11 Nipetraka tao Jerosalema ny andrianan’ny vahoaka.+ Ary nanao antsapaka+ ny vahoaka mba hahitana hoe isaky ny fianakaviana folo, dia fianakaviana iza no hipetraka ao Jerosalema tanàna masina. Ny fianakaviana sivy ambiny kosa hijanona any amin’ny tanàna hafa.