FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 27:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ireo no didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy ho an’ny Israelita, teo amin’ny Tendrombohitra Sinay.+

  • Nomery 36:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ireo no didy sy didim-pitsarana nomen’i Jehovah ny Israelita tamin’ny alalan’i Mosesy, teo amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.+

  • Deoteronomia 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Ireto avy ny fitsipika sy didim-pitsarana tokony harahinareo tsara mandritra ny androm-piainanareo, any amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo ho fanananareo:

  • Nehemia 9:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tsy nankatò ny Lalànao ny mpanjakanay sy ny andriananay sy ny mpisoronay ary ny razambenay, sady tsy niraharaha ny didinao na ny fampitandremana* nomenao azy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara