FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Aza maka zanabola na maka tombony aminy.+ Matahora an’Andriamanitrao,+ dia hahita fivelomana eo aminao foana ny rahalahinao.

  • Nehemia 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izay governora talohako anefa nampitondra enta-mavesatra ny vahoaka, ka nitaky volafotsy 40 sekely* taminy isan’andro, ho vidin’ny sakafo sy ny divay. Nampijaly ny vahoaka koa ny mpanompon’izy ireo. Tsy mba nanao an’izany anefa aho+ satria natahotra an’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara