Nehemia 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy teto Jerosalema aho nandritra izany fotoana rehetra izany, fa nankany amin’i Artaksersesy+ mpanjakan’i Babylona, tamin’ny taona faha-32+ nanjakany. Niera taminy aho taoriana kelin’izay hoe handeha ka tsy ho eo kely.
6 Tsy teto Jerosalema aho nandritra izany fotoana rehetra izany, fa nankany amin’i Artaksersesy+ mpanjakan’i Babylona, tamin’ny taona faha-32+ nanjakany. Niera taminy aho taoriana kelin’izay hoe handeha ka tsy ho eo kely.