7 Nandinika tsara an’ilay raharaha aho, dia nomeko tsiny ny olona ambony sy ny solontenam-panjakana. Dia hoy aho tamin’izy ireo: “Samy mitaky zanabola amin’ny rahalahinareo daholo ianareo.”+
Nandamina fivoriana lehibe koa aho noho ny nataon’izy ireo.