-
Nehemia 2:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Farany, dia hoy aho tamin’izy ireo: “Hitanareo izao fa tena voa mafy isika. Rava i Jerosalema ary kilan’ny afo ny vavahadiny. Andao àry haorintsika indray ny mandan’i Jerosalema, mba tsy ho afa-baraka intsony isika.”
-
-
Nehemia 6:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia vita ilay manda tamin’ny andro faha-25 amin’ny volana Elola,* izany hoe tao anatin’ny 52 andro.
-