FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Mpanompoko nentiko nivoaka avy tany Ejipta mantsy izy ireo.+ Tsy tokony hivarotra ny tenany hoatran’ny fivarotana andevo izy ireo.

  • Deoteronomia 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tadidio fa andevo tany Ejipta ianao, ka nampiasa ny tanany matanjaka sy ny sandriny mahery i Jehovah Andriamanitrao rehefa nitondra anao niala tany.+ Izany no antony nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina ny andro sabata.

  • Deoteronomia 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia nitalaho tamin’i Jehovah aho hoe: ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Mba aza aringana re ny vahoakanao e! Fanananao manokana*+ ange izy ireo e! Navotanao tamin’ny herinao lehibe mantsy izy ireo, dia nentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin’ny herin-tsandrinao.+

  • Deoteronomia 9:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Mbola vahoakanao mantsy izy ireo sady fanananao manokana,*+ izay nentinao tamin’ny herinao lehibe sy ny sandrinao mahery.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara